plt_tn/jer/48/38.md

556 B

eny amin'ny tapela-tafotrano

"ny tafon-trano rehetra"

toerana malalaka

Kianja malalaka toy ny fiantsenana.

Fa nopotehako

Ny teny "-ako" dia manondro an'i Yaveh

izany no fanambaran'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.

nanorotoroana

nandravana na namotehana

hidradradradra

Tomanin'alahelo mafy izay ataon'ny olona rehefa tafalatsaka anaty alahelo lalina izy na fahoriana lehibe.

Ka ho tonga antom-pihomehezana ... i Moaba

DH: "Ho lasa firenena izay hiomehezan'ireo firenena manodidina azy fihomehezana i Moaba"