plt_tn/jer/48/38.md

28 lines
556 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# eny amin'ny tapela-tafotrano
"ny tafon-trano rehetra"
# toerana malalaka
Kianja malalaka toy ny fiantsenana.
# Fa nopotehako
Ny teny "-ako" dia manondro an'i Yaveh
# izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
# nanorotoroana
nandravana na namotehana
# hidradradradra
Tomanin'alahelo mafy izay ataon'ny olona rehefa tafalatsaka anaty alahelo lalina izy na fahoriana lehibe.
# Ka ho tonga antom-pihomehezana ... i Moaba
DH: "Ho lasa firenena izay hiomehezan'ireo firenena manodidina azy fihomehezana i Moaba"