# eny amin'ny tapela-tafotrano "ny tafon-trano rehetra" # toerana malalaka Kianja malalaka toy ny fiantsenana. # Fa nopotehako Ny teny "-ako" dia manondro an'i Yaveh # izany no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7. # nanorotoroana nandravana na namotehana # hidradradradra Tomanin'alahelo mafy izay ataon'ny olona rehefa tafalatsaka anaty alahelo lalina izy na fahoriana lehibe. # Ka ho tonga antom-pihomehezana ... i Moaba DH: "Ho lasa firenena izay hiomehezan'ireo firenena manodidina azy fihomehezana i Moaba"