plt_tn/jer/48/33.md

297 B

nesorina lavitry ny hazo fihinam-boa sy ny tanin'i Moaba ny fankalazana sy ny hafaliana

DH: "tsy misy hifaly sy hiravoravo intsony ao Moaba ankehitriny,"

Nanatsahatra

"Nampijanona"

Tsy hanitsaka ... izy ireo

"Tsy handigana." Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo mpanao divay tao Moaba.