# nesorina lavitry ny hazo fihinam-boa sy ny tanin'i Moaba ny fankalazana sy ny hafaliana DH: "tsy misy hifaly sy hiravoravo intsony ao Moaba ankehitriny," # Nanatsahatra "Nampijanona" # Tsy hanitsaka ... izy ireo "Tsy handigana." Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo mpanao divay tao Moaba.