plt_tn/jer/48/33.md

12 lines
297 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nesorina lavitry ny hazo fihinam-boa sy ny tanin'i Moaba ny fankalazana sy ny hafaliana
DH: "tsy misy hifaly sy hiravoravo intsony ao Moaba ankehitriny,"
# Nanatsahatra
"Nampijanona"
# Tsy hanitsaka ... izy ireo
"Tsy handigana." Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo mpanao divay tao Moaba.