plt_tn/jer/48/26.md

12 lines
613 B
Markdown

# Ataovy mamo izy,
Ilay fitsarana izay nalefan'Andriamanitra teo amin'ny Moaba dia tokony hamela ilay tanàna ho hesoin'ireo fahavalony? Toy ny lehilahy mpisotro mamo ataon'ny olona fiomehezana sy fanesoana.
# Fa tsy Israely ve no lasa antom-piomehezana ho anao?
DH: "Fa ianao dia zatra niomehy sy naneso ry vahoakan'Israely."
# Tsy hita teo amin'ireo mpangalatra ve izy, ka nanozongozonanao ny lohanao taminy tahaka ny nitenenanao ny momba azy matetika?
DH: "Na dia mpangalatra aza izy ireo dia tsy voasambotra mihitsy. Nanotsakotsana naneso ny lohanao tamin'izy ireo ianao ary nanao tsinotsinona azy ireo.