plt_tn/jer/48/26.md

613 B

Ataovy mamo izy,

Ilay fitsarana izay nalefan'Andriamanitra teo amin'ny Moaba dia tokony hamela ilay tanàna ho hesoin'ireo fahavalony? Toy ny lehilahy mpisotro mamo ataon'ny olona fiomehezana sy fanesoana.

Fa tsy Israely ve no lasa antom-piomehezana ho anao?

DH: "Fa ianao dia zatra niomehy sy naneso ry vahoakan'Israely."

Tsy hita teo amin'ireo mpangalatra ve izy, ka nanozongozonanao ny lohanao taminy tahaka ny nitenenanao ny momba azy matetika?

DH: "Na dia mpangalatra aza izy ireo dia tsy voasambotra mihitsy. Nanotsakotsana naneso ny lohanao tamin'izy ireo ianao ary nanao tsinotsinona azy ireo.