# Ataovy mamo izy, Ilay fitsarana izay nalefan'Andriamanitra teo amin'ny Moaba dia tokony hamela ilay tanĂ na ho hesoin'ireo fahavalony? Toy ny lehilahy mpisotro mamo ataon'ny olona fiomehezana sy fanesoana. # Fa tsy Israely ve no lasa antom-piomehezana ho anao? DH: "Fa ianao dia zatra niomehy sy naneso ry vahoakan'Israely." # Tsy hita teo amin'ireo mpangalatra ve izy, ka nanozongozonanao ny lohanao taminy tahaka ny nitenenanao ny momba azy matetika? DH: "Na dia mpangalatra aza izy ireo dia tsy voasambotra mihitsy. Nanotsakotsana naneso ny lohanao tamin'izy ireo ianao ary nanao tsinotsinona azy ireo.