plt_tn/jer/46/27.md

12 lines
353 B
Markdown

# ry Jakoba mpanompoko, dia aza matahotra. Aza raiki-tahotra, ry Israely
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ireo no miaraka dia manamafy ny fankaherezana ireo vahoakan'i Joda mba tsy hataotra.
# izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
# ary tsy hamela anao ho afa-tsazy
"tena hanasazy anao tokoa."