forked from WA-Catalog/plt_tn
353 B
353 B
ry Jakoba mpanompoko, dia aza matahotra. Aza raiki-tahotra, ry Israely
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ireo no miaraka dia manamafy ny fankaherezana ireo vahoakan'i Joda mba tsy hataotra.
izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
ary tsy hamela anao ho afa-tsazy
"tena hanasazy anao tokoa."