# ry Jakoba mpanompoko, dia aza matahotra. Aza raiki-tahotra, ry Israely Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ireo no miaraka dia manamafy ny fankaherezana ireo vahoakan'i Joda mba tsy hataotra. # izany no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7. # ary tsy hamela anao ho afa-tsazy "tena hanasazy anao tokoa."