plt_tn/jer/45/04.md

430 B

Izao no tsy maintsy lazainao aminy

Miteny amin'i Jeremia izay tokony ho lazainy amin'i Baroka Yaveh.

Fa moa ve ianao manantena zavatra lehibe ho an'ny tenanao?

DH: "tsy manantena zavatra lehibe ho an'ny tenanao ianao"

Fa indro

DH: "Mitandrema"

halatra

Ireo zavatra nalaina an-keriny

toy ny halatrao eny amin'izay rehetra halehanao eny ny fiainanao

DH: "Ho avelako miaina ianao. Izay no tsara azonao antenaina."