# Izao no tsy maintsy lazainao aminy Miteny amin'i Jeremia izay tokony ho lazainy amin'i Baroka Yaveh. # Fa moa ve ianao manantena zavatra lehibe ho an'ny tenanao? DH: "tsy manantena zavatra lehibe ho an'ny tenanao ianao" # Fa indro DH: "Mitandrema" # halatra Ireo zavatra nalaina an-keriny # toy ny halatrao eny amin'izay rehetra halehanao eny ny fiainanao DH: "Ho avelako miaina ianao. Izay no tsara azonao antenaina."