plt_tn/jer/45/04.md

20 lines
430 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Izao no tsy maintsy lazainao aminy
Miteny amin'i Jeremia izay tokony ho lazainy amin'i Baroka Yaveh.
# Fa moa ve ianao manantena zavatra lehibe ho an'ny tenanao?
DH: "tsy manantena zavatra lehibe ho an'ny tenanao ianao"
# Fa indro
DH: "Mitandrema"
# halatra
Ireo zavatra nalaina an-keriny
# toy ny halatrao eny amin'izay rehetra halehanao eny ny fiainanao
DH: "Ho avelako miaina ianao. Izay no tsara azonao antenaina."