plt_tn/jer/42/04.md

598 B

Indro

DH: "henoy izay ho lazaiko aminareo"

Tsy hihazona na inona na inona aminareo aho

DH: "Ho lazaiko aminareo avokoa izay tenenin'ny Tompo amiko.

marina sy tsy mivadika

Ireo teny ireo dia mitovy ny heviny eto. Ireo dia samy manambara an'i Yaveh ho vavolombelona izay tsy azo toherina. DH: "azo antoka"

Na ho tsara na ho ratsy izany,

Ireo dia nanambara izany mba hanindriana fa izy ireo dia hankatò an'i Yaveh na inona na inona valinteniny. DH: "na inona na inona valinteniny"

ny feon'i Yaveh Andriamanitray

Yaveh eto dia tondroina amin'izay hamaliany ny fanontanian'izy ireo.