# Indro DH: "henoy izay ho lazaiko aminareo" # Tsy hihazona na inona na inona aminareo aho DH: "Ho lazaiko aminareo avokoa izay tenenin'ny Tompo amiko. # marina sy tsy mivadika Ireo teny ireo dia mitovy ny heviny eto. Ireo dia samy manambara an'i Yaveh ho vavolombelona izay tsy azo toherina. DH: "azo antoka" # Na ho tsara na ho ratsy izany, Ireo dia nanambara izany mba hanindriana fa izy ireo dia hankatò an'i Yaveh na inona na inona valinteniny. DH: "na inona na inona valinteniny" # ny feon'i Yaveh Andriamanitray Yaveh eto dia tondroina amin'izay hamaliany ny fanontanian'izy ireo.