plt_tn/jer/42/04.md

20 lines
598 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Indro
DH: "henoy izay ho lazaiko aminareo"
# Tsy hihazona na inona na inona aminareo aho
DH: "Ho lazaiko aminareo avokoa izay tenenin'ny Tompo amiko.
# marina sy tsy mivadika
Ireo teny ireo dia mitovy ny heviny eto. Ireo dia samy manambara an'i Yaveh ho vavolombelona izay tsy azo toherina. DH: "azo antoka"
# Na ho tsara na ho ratsy izany,
Ireo dia nanambara izany mba hanindriana fa izy ireo dia hankatò an'i Yaveh na inona na inona valinteniny. DH: "na inona na inona valinteniny"
# ny feon'i Yaveh Andriamanitray
Yaveh eto dia tondroina amin'izay hamaliany ny fanontanian'izy ireo.