plt_tn/jer/42/01.md

12 lines
353 B
Markdown

# Johanana ... Karea ... Jezania ... Hosaia
Ireo dia anaran-dehilahy.
# ny vahoaka rehetra nanomboka tamin'ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra
Io dia fomba hanondroana ny sokajin'olona. DH: "olona avy amin'ny sokajim-piara-monina rehetra"
# Aoka ho tonga eo anatrehanao ny talahonay
DH: "avelao izahay ampiseho ny fangatahanay maika"