# Johanana ... Karea ... Jezania ... Hosaia Ireo dia anaran-dehilahy. # ny vahoaka rehetra nanomboka tamin'ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra Io dia fomba hanondroana ny sokajin'olona. DH: "olona avy amin'ny sokajim-piara-monina rehetra" # Aoka ho tonga eo anatrehanao ny talahonay DH: "avelao izahay ampiseho ny fangatahanay maika"