plt_tn/jer/42/01.md

353 B

Johanana ... Karea ... Jezania ... Hosaia

Ireo dia anaran-dehilahy.

ny vahoaka rehetra nanomboka tamin'ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra

Io dia fomba hanondroana ny sokajin'olona. DH: "olona avy amin'ny sokajim-piara-monina rehetra"

Aoka ho tonga eo anatrehanao ny talahonay

DH: "avelao izahay ampiseho ny fangatahanay maika"