plt_tn/jer/40/01.md

12 lines
306 B
Markdown

# Tonga tamin'i Jeremia ny teny avy tamin'i Yaveh
"Izao no nolazain'i Yaveh tamin'i Jeremia"
# Nebozaradana ilay mpifehy ireo mpiambina ny mpanjaka
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 30:8
# izay nentina natao sesitany tany Babylona
DH: "izay nalefan'ireo miaramila ho sesitany tany Babylona"