# Tonga tamin'i Jeremia ny teny avy tamin'i Yaveh "Izao no nolazain'i Yaveh tamin'i Jeremia" # Nebozaradana ilay mpifehy ireo mpiambina ny mpanjaka Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 30:8 # izay nentina natao sesitany tany Babylona DH: "izay nalefan'ireo miaramila ho sesitany tany Babylona"