plt_tn/jer/40/01.md

306 B

Tonga tamin'i Jeremia ny teny avy tamin'i Yaveh

"Izao no nolazain'i Yaveh tamin'i Jeremia"

Nebozaradana ilay mpifehy ireo mpiambina ny mpanjaka

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 30:8

izay nentina natao sesitany tany Babylona

DH: "izay nalefan'ireo miaramila ho sesitany tany Babylona"