plt_tn/jer/39/17.md

20 lines
536 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Jeremia Yaveh.
# izany andro izany
Io dia manondro ilay andro handrodanan'ireo Babyloniana ireo mandan'i Jerosalema mba hamotehana ilay tanàna.
# izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
# tsy ho atolotra eo an-tanan'ny olona izay atahoranao ianao
Eto ny "tanana" dia midika ho fahefana na fifehezana. DH: "tsy handratra anao ireo olona hatahoranao"
# Tsy ho lavon-tsabatra ianao
DH: "tsy misy olona hamono anao amin'ny sabany"