plt_tn/jer/39/17.md

536 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Jeremia Yaveh.

izany andro izany

Io dia manondro ilay andro handrodanan'ireo Babyloniana ireo mandan'i Jerosalema mba hamotehana ilay tanàna.

izany no fanambaran'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.

tsy ho atolotra eo an-tanan'ny olona izay atahoranao ianao

Eto ny "tanana" dia midika ho fahefana na fifehezana. DH: "tsy handratra anao ireo olona hatahoranao"

Tsy ho lavon-tsabatra ianao

DH: "tsy misy olona hamono anao amin'ny sabany"