# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Jeremia Yaveh. # izany andro izany Io dia manondro ilay andro handrodanan'ireo Babyloniana ireo mandan'i Jerosalema mba hamotehana ilay tanĂ na. # izany no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7. # tsy ho atolotra eo an-tanan'ny olona izay atahoranao ianao Eto ny "tanana" dia midika ho fahefana na fifehezana. DH: "tsy handratra anao ireo olona hatahoranao" # Tsy ho lavon-tsabatra ianao DH: "tsy misy olona hamono anao amin'ny sabany"