plt_tn/jer/38/14.md

643 B

Raha mamaly anao aho, dia tsy hamono ahy tokoa ve ianao?

Nametraka io fanontaniana io Jeremiah mba hanehoana fa ny mpanjaka dia hamono azy raha mamaly azy ampahamarinana izy. DH: "raha milaza aminao ny marina aho dia azo antoka fa ho vonoinao"

Raha mbola velona koa i Yaveh, ilay nahary antsika

Niteny an'io ny mpanjaka mba hanamafisana fa marina izay ho lazainy manaraka eo.

tsy hamono ... eo an-tanan'ireo lehilahy izay mifofo ny ainao ireo

Eto ny "tanana" dia midika ho fahefana na fifehezan'ireo lehilahy. DH: "tsy hamono ... hamela ireo lehilahy ireo hisambotra anao"

izay mifofo ny ainao

DH: "izay miezaka ny hamono anao"