plt_tn/jer/38/14.md

16 lines
643 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Raha mamaly anao aho, dia tsy hamono ahy tokoa ve ianao?
Nametraka io fanontaniana io Jeremiah mba hanehoana fa ny mpanjaka dia hamono azy raha mamaly azy ampahamarinana izy. DH: "raha milaza aminao ny marina aho dia azo antoka fa ho vonoinao"
# Raha mbola velona koa i Yaveh, ilay nahary antsika
Niteny an'io ny mpanjaka mba hanamafisana fa marina izay ho lazainy manaraka eo.
# tsy hamono ... eo an-tanan'ireo lehilahy izay mifofo ny ainao ireo
Eto ny "tanana" dia midika ho fahefana na fifehezan'ireo lehilahy. DH: "tsy hamono ... hamela ireo lehilahy ireo hisambotra anao"
# izay mifofo ny ainao
DH: "izay miezaka ny hamono anao"