# Raha mamaly anao aho, dia tsy hamono ahy tokoa ve ianao? Nametraka io fanontaniana io Jeremiah mba hanehoana fa ny mpanjaka dia hamono azy raha mamaly azy ampahamarinana izy. DH: "raha milaza aminao ny marina aho dia azo antoka fa ho vonoinao" # Raha mbola velona koa i Yaveh, ilay nahary antsika Niteny an'io ny mpanjaka mba hanamafisana fa marina izay ho lazainy manaraka eo. # tsy hamono ... eo an-tanan'ireo lehilahy izay mifofo ny ainao ireo Eto ny "tanana" dia midika ho fahefana na fifehezan'ireo lehilahy. DH: "tsy hamono ... hamela ireo lehilahy ireo hisambotra anao" # izay mifofo ny ainao DH: "izay miezaka ny hamono anao"