plt_tn/jer/38/07.md

497 B

Ebeda-Meleka Kosita

Izany no anaran'ilay lehilahy avy any Kosy.

Ary ... ny mpanjaka

Eto ny teny "Ary" dia manamarika fitsaharana amin'ny fizotry ny tantara izay ilazan'ny mpitantara fampahafantarana mahakasika izay nataon'ny mpanjaka.

nipetraka teo amin'ny Vavahadin'i Benjamina

Mety nandre sy nitsara ireo raharaha ara-dalàna.

ny Vavahadin'i Benjamina

Io dia fidirana mankao amin'ny tanànan'i Jerosalema izay nantsoin'ny olona tamin'ny anaran'i Benjamina, zanaka lahin'i Jakoba.