# Ebeda-Meleka Kosita Izany no anaran'ilay lehilahy avy any Kosy. # Ary ... ny mpanjaka Eto ny teny "Ary" dia manamarika fitsaharana amin'ny fizotry ny tantara izay ilazan'ny mpitantara fampahafantarana mahakasika izay nataon'ny mpanjaka. # nipetraka teo amin'ny Vavahadin'i Benjamina Mety nandre sy nitsara ireo raharaha ara-dalàna. # ny Vavahadin'i Benjamina Io dia fidirana mankao amin'ny tanànan'i Jerosalema izay nantsoin'ny olona tamin'ny anaran'i Benjamina, zanaka lahin'i Jakoba.