plt_tn/jer/38/07.md

16 lines
497 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ebeda-Meleka Kosita
Izany no anaran'ilay lehilahy avy any Kosy.
# Ary ... ny mpanjaka
Eto ny teny "Ary" dia manamarika fitsaharana amin'ny fizotry ny tantara izay ilazan'ny mpitantara fampahafantarana mahakasika izay nataon'ny mpanjaka.
# nipetraka teo amin'ny Vavahadin'i Benjamina
Mety nandre sy nitsara ireo raharaha ara-dalàna.
# ny Vavahadin'i Benjamina
Io dia fidirana mankao amin'ny tanànan'i Jerosalema izay nantsoin'ny olona tamin'ny anaran'i Benjamina, zanaka lahin'i Jakoba.