plt_tn/jer/37/06.md

20 lines
582 B
Markdown

# tonga tamin'i Jeremia mpaminany ny Tenin'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1.
# ho lazainareo
Ny "nareo" eto dia manondro ireo lehilahy roa izay nirahin'i Zedekia mpanjaka ho any amin'i Jeremia, Jehokala zanak'i Selemia, ary i Zefania zanak'i Mahaseia mpisorona.
# haka hevitra Amiko Izy
Ny teny "Izy" eto dia manondro an'i Yaveh.
# Indro
Io teny io dia mitondra fanamafisana amin'ny fehezanteny manaraka. DH: "tokoa"
# Hiady hanohitra ity tanàna ity izy ireo, hisambotra, sy handoro izany
Ampitahao amin'ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 34:20.