plt_tn/jer/37/06.md

582 B

tonga tamin'i Jeremia mpaminany ny Tenin'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1.

ho lazainareo

Ny "nareo" eto dia manondro ireo lehilahy roa izay nirahin'i Zedekia mpanjaka ho any amin'i Jeremia, Jehokala zanak'i Selemia, ary i Zefania zanak'i Mahaseia mpisorona.

haka hevitra Amiko Izy

Ny teny "Izy" eto dia manondro an'i Yaveh.

Indro

Io teny io dia mitondra fanamafisana amin'ny fehezanteny manaraka. DH: "tokoa"

Hiady hanohitra ity tanàna ity izy ireo, hisambotra, sy handoro izany

Ampitahao amin'ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 34:20.