# tonga tamin'i Jeremia mpaminany ny Tenin'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1. # ho lazainareo Ny "nareo" eto dia manondro ireo lehilahy roa izay nirahin'i Zedekia mpanjaka ho any amin'i Jeremia, Jehokala zanak'i Selemia, ary i Zefania zanak'i Mahaseia mpisorona. # haka hevitra Amiko Izy Ny teny "Izy" eto dia manondro an'i Yaveh. # Indro Io teny io dia mitondra fanamafisana amin'ny fehezanteny manaraka. DH: "tokoa" # Hiady hanohitra ity tanĂ na ity izy ireo, hisambotra, sy handoro izany Ampitahao amin'ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 34:20.