plt_tn/jer/36/30.md

366 B

Tsy hisy intsony amin'ireo taranakao hipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'i Davida

DH: "tsy hisy mpandovan'i Davida hanapa intsony." Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 29:15.

ny fatinao dia hariana

DH: "harian'ny olona any ivelany ny vata-mangatsiakanao"

ny fatinao

"ny vata-mangatsiakanao"

eny amin'ny hain'andro

"mba ho main'ny masoandro"