# Tsy hisy intsony amin'ireo taranakao hipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'i Davida DH: "tsy hisy mpandovan'i Davida hanapa intsony." Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 29:15. # ny fatinao dia hariana DH: "harian'ny olona any ivelany ny vata-mangatsiakanao" # ny fatinao "ny vata-mangatsiakanao" # eny amin'ny hain'andro "mba ho main'ny masoandro"