plt_tn/jer/36/30.md

16 lines
366 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tsy hisy intsony amin'ireo taranakao hipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'i Davida
DH: "tsy hisy mpandovan'i Davida hanapa intsony." Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 29:15.
# ny fatinao dia hariana
DH: "harian'ny olona any ivelany ny vata-mangatsiakanao"
# ny fatinao
"ny vata-mangatsiakanao"
# eny amin'ny hain'andro
"mba ho main'ny masoandro"