plt_tn/jer/36/27.md

20 lines
642 B
Markdown

# tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1.
# tamin'ny fanononan'i Jeremia
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:4.
# Miverena, mangalà horonan-taratasy iray hafa ho anao, ary soraty ao amin'izany ny teny rehetra izay tao amin'ilay horonan-taratasy voalohany
"mangalà horonan-taratasy iray hafa indray ho anao"
# Nahoana no nanoratra teo amin'izany ianao
Nametraka io fanontaniana io i Joiakima mba hanamafisana fa tsy tokony nanoratra fa ho avy ary hanafika ny mpanjakan'i Babylona i Jeremia. DH: "tsy tokony nanoratra" na "diso ianao nanoratra"
# ka handrava
"ary hamotika"