plt_tn/jer/36/27.md

642 B

tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1.

tamin'ny fanononan'i Jeremia

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:4.

Miverena, mangalà horonan-taratasy iray hafa ho anao, ary soraty ao amin'izany ny teny rehetra izay tao amin'ilay horonan-taratasy voalohany

"mangalà horonan-taratasy iray hafa indray ho anao"

Nahoana no nanoratra teo amin'izany ianao

Nametraka io fanontaniana io i Joiakima mba hanamafisana fa tsy tokony nanoratra fa ho avy ary hanafika ny mpanjakan'i Babylona i Jeremia. DH: "tsy tokony nanoratra" na "diso ianao nanoratra"

ka handrava

"ary hamotika"