# tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1. # tamin'ny fanononan'i Jeremia Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:4. # Miverena, mangalĂ  horonan-taratasy iray hafa ho anao, ary soraty ao amin'izany ny teny rehetra izay tao amin'ilay horonan-taratasy voalohany "mangalĂ  horonan-taratasy iray hafa indray ho anao" # Nahoana no nanoratra teo amin'izany ianao Nametraka io fanontaniana io i Joiakima mba hanamafisana fa tsy tokony nanoratra fa ho avy ary hanafika ny mpanjakan'i Babylona i Jeremia. DH: "tsy tokony nanoratra" na "diso ianao nanoratra" # ka handrava "ary hamotika"