plt_tn/jer/33/14.md

505 B

izao no fanambaran'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.

Amin'izany andro sy fotoana izany

Ny andian-teny "Amin'izany andro" sy "fotoana" izany dia mitovy ny dikay ary manafamafy ny andian-teny hoe "tamin'izany andro izany" na "tamin'izany fotoana izany indrindra"

hampaniry rantsana marina ho an'i Davida

Lehilahy marina taranak'i Davida. DH: "hisy lehilahy marina ho avy amin'ny taranak'i Davida toy ny ratsan-kazo maniry eny amin'ny hazo"

ilay tany

ny firenen'Israely