# izao no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7. # Amin'izany andro sy fotoana izany Ny andian-teny "Amin'izany andro" sy "fotoana" izany dia mitovy ny dikay ary manafamafy ny andian-teny hoe "tamin'izany andro izany" na "tamin'izany fotoana izany indrindra" # hampaniry rantsana marina ho an'i Davida Lehilahy marina taranak'i Davida. DH: "hisy lehilahy marina ho avy amin'ny taranak'i Davida toy ny ratsan-kazo maniry eny amin'ny hazo" # ilay tany ny firenen'Israely