plt_tn/jer/33/14.md

16 lines
505 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# izao no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
# Amin'izany andro sy fotoana izany
Ny andian-teny "Amin'izany andro" sy "fotoana" izany dia mitovy ny dikay ary manafamafy ny andian-teny hoe "tamin'izany andro izany" na "tamin'izany fotoana izany indrindra"
# hampaniry rantsana marina ho an'i Davida
Lehilahy marina taranak'i Davida. DH: "hisy lehilahy marina ho avy amin'ny taranak'i Davida toy ny ratsan-kazo maniry eny amin'ny hazo"
# ilay tany
ny firenen'Israely