plt_tn/jer/33/04.md

8 lines
335 B
Markdown

# amin'ny fahatezerana sy ny fahavinirako
Ny teny "fahatezerana" sy ny "fahavinirako" dia mitovy ny dikany ary samy manindry ny haben'ny hatezerany. DH: "amin'ny hatezerako tafahoatra."
# rehefa manafina ny tavako
Io fehezanteny io dia mampiseho ny tsy fankasitrahan'i Yaveh ilay tanàna. DH: "tsy raharahako intsony ny momba anao"