# amin'ny fahatezerana sy ny fahavinirako Ny teny "fahatezerana" sy ny "fahavinirako" dia mitovy ny dikany ary samy manindry ny haben'ny hatezerany. DH: "amin'ny hatezerako tafahoatra." # rehefa manafina ny tavako Io fehezanteny io dia mampiseho ny tsy fankasitrahan'i Yaveh ilay tanĂ na. DH: "tsy raharahako intsony ny momba anao"