plt_tn/jer/33/04.md

335 B

amin'ny fahatezerana sy ny fahavinirako

Ny teny "fahatezerana" sy ny "fahavinirako" dia mitovy ny dikany ary samy manindry ny haben'ny hatezerany. DH: "amin'ny hatezerako tafahoatra."

rehefa manafina ny tavako

Io fehezanteny io dia mampiseho ny tsy fankasitrahan'i Yaveh ilay tanàna. DH: "tsy raharahako intsony ny momba anao"