plt_tn/jer/32/38.md

20 lines
457 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny Yaveh.
# fo iray sy lalana iray mba hanomezam-boninahitra Ahy
Izany midika fa hisy firaisan-kina eo amin'ireo vahoakan'Israely ka hanompo an'i Yaveh irery ihany.
# fanekena mandrakizay
"fifanarahana mandrakizay"
# tsy hanatsaharako ny fanaovako soa azy ireo
DH: "hanao soa azy ireo foana Aho"
# mba tsy hivadika Amiko mandrakizay izy ireo
DH: "mba hankatoavan'izy ireo sy hanompon'izy ireo Ahy"