# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny Yaveh. # fo iray sy lalana iray mba hanomezam-boninahitra Ahy Izany midika fa hisy firaisan-kina eo amin'ireo vahoakan'Israely ka hanompo an'i Yaveh irery ihany. # fanekena mandrakizay "fifanarahana mandrakizay" # tsy hanatsaharako ny fanaovako soa azy ireo DH: "hanao soa azy ireo foana Aho" # mba tsy hivadika Amiko mandrakizay izy ireo DH: "mba hankatoavan'izy ireo sy hanompon'izy ireo Ahy"